Entry misalovana (salovana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mipetraka na mandalo eo anoloan' ny olona iray: Aza misalovana olona fa tsy fahalalam-pomba izany
¶ Mitsatsaingoka miteny alohan' ny olona ka manapaka ny teniny: Tsy tokony hisalovana ny tenin' ny lehibe ny ankizy
¶ Mitsofoka ka mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany ka manelingelina azy: Aza misalovana amin' ny raharahako ianao fa ny anao atao tsara
Mitovy hevitra: manao bingo mahao matso ~ miditra ~ misalehotra ~ mitakatra ~ mitsabaka [Rajemisa 1985]
Explanations in English to go ahead of others; to interfere with other people's business [Hallanger 1973]
Explanations in French se mettre devant quelqu'un; se mêler des affaires d'autrui [Hallanger 1974]
Morphology 
misalovana
nisalovana
hisalovana
misalovàna
Quotes 

Entry misalovàna (salovana)
Part of speech imperative of active verb misalovana [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]
Explanations in French  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31