Entry an-tsitrapo (sitraka, fo)
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Amim-panahy iniana, tsy terena na vozonana: Samy hafa be ny mamono olona an-tsitrapo sy ny mamono olona tsy nahy
Mitovy hevitra: atao ami-nahy ~ fanahy iniana ~ iniana atao ~ kibo saokan' ny nahiny ~ kiniania ~ lolo fotsy mitono tena ~ main' ny afo natsangana ~ mandrora mitsilany ~ matin-delany toa toho ~ matin-tanany toa foza ~ mavon' ny nataony ~ mpivaro-drano tratr' orana ~ sitrapon' Ikamisy ~ vivy nanitrika
Explanations in French  [Abinal 1888 page 612] [ an-tsitra-po ] volontairement
Antonyms 
Examples 
1 [Randriamamonjy: Tantara, page 359] Olona manaiky an-tsitrapo no nantsoina!
2 [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 81] Betsaka ny olona nanaiky an-tsitra-po.
3 [FOFAFIPE: Haivola, page 73] Tsy nisy notinendry ireo olona ireo fa an-tsitra-po avokoa.
4 [Profita: Ranary, page 132] Inona, ry dadatoa, no nilatsahanareo ho miaramila an-tsitra-po?
5 [Ndema: Antakay, page 57] Tsy mbola mahadidy tena izahay, ka ndeha hanao teniko an-tsitrapo.

Updated on 2022/11/13