Entry z
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Tarehintsoratra faharoapolo na farany ary renisoratra fahenina ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Toetra zavatra miova ho toe-javatra; ary toy izany koa raha mikambana amin'ny tovona man mba hanaovana matoanteny: Man zaitra = manjaitra.
¶ Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra
Explanations in French  [Abinal 1888] Dernière lettre et seizième consonne de l'alphabet malgache.
Analogs  abidỳ
Tables and plates The Alphabets
Articles 
Illustrations 

Entry Z
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy  [SLP 1986] zatokilao
Vocabulary 

Updated on 2020/11/03