Entry v
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Tarehintsoratra fahasivy ambin'ny folo ary renisoratra fahadimy ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho b amin'ny fanakambanan-teny: Takolaka varavarana miova ho takola-baravarana; marihina fa ny v manomboka fototeny mikambana amin'ny man mba hanaovana matoanteny dia indraidray miova ho b ka ny "man" lasa "mam" (man + voly = mamboly), indraidray kosa latsaka fotsiny amin'izao (man + velona = mamelona).
Explanations in French  [Abinal 1888] Dix-neuvième lettre et quinzième consonne de l'alphabet malgache.
Analogs  abidỳ
Tables and plates The Alphabets
Articles 
Illustrations 

Entry V
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [3.1] marika romana izay milaza ny isa 5
Vocabulary 
Tables and plates The Numbers

Entry V
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy  [3.1] Singa mivaingana, faha-23 amin'ny fisokajiana miherina.
Explanations in English  [3.1] Vanadium
Vocabulary 

Updated on 2022/08/14