Entry |
tety
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Asa atao rehefa mandalo mandeha eo ambony zavatra manaraka ny lavany: Tsara tety ny faritany tamin' io Solombavambahoaka io [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | action de parcourir, d'aller des uns aux autres, de passer sur, d'énumérer [Abinal 1888]
|
Derivations |
Compound words, titles, names |
|
Toponymy |
|
|
Entry |
tety
(ety)
|
Part of speech | adverb, past form
|
Analogs |
ety |
|
Entry |
tety
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Aretim-parasisa avy amin' ny mikraoby manokana azo amin' ny fitondran-tena ratsy, ka ny amantarana azy voalohany dia fery kely izay antsoina koa hoe "kobay mafy";mafimafy io fery io ary ny isehoany dia eo amin' ny hoditra sy ny faritra mitsiranorano eo amin' ny ankasarotana ary indraindray aza eny amin' ny vava sy ny molotra [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | bouton syphilitique particulier à Madagascar [Abinal 1888]
|
| bouton syphilitique [Rajemisa: Vakoka]
|
Vocabulary |
|
Entry |
tety
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
famangiana [Rakotosaona 1975]
|
|