Entry o
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Tarehintsoratra fahefatra ambin'ny folo ary zanasoratra fahefatra amin'ny abidy malagasy. Ny zanatsoratra O dia mety hanana tonom-peo "ao" amin'ireto toe-javatra telo ireto ka amin'ireo roa farany dia asiana satrony (ô) ny fanoratana azy: a) amin'ny teny avy amin'ny fiteny vahiny: radio, sosisy; b) amin'ny teny fitenim-paritra sasantsasany: ny vôla (tsimihety); d) amin'ilay tenim-piontanana merina "ô": Tompo ô!
Explanations in English  [Richardson 1885] the fourteenth letter of the Malagasy alphabet. In accented syllables it has the sound of o in move, but a somewhat lighter sound in unaccented syllables. In the interjection "o" (used as a sign of the vocative case) and in some of the provinces it has the same sound as a single o in English.
Explanations in French  [Abinal 1888] Quatorzième lettre et quatrième voyelle de l'alphabet malgache
Analogs  abidỳ
Tables and plates The Alphabets
Quotes 
Articles 
Illustrations 

Entry ô
Part of speech interjection [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fanao eo aorian' ny anaran' olona antsoina ka italahoana, na anaran-javatra heverina ho toy ny olona ka itenenana: Tompo ô, mihanta aminao izahay! / Ry tanindrazanay malala ô
Explanations in English  [Hallanger 1973] used in addressing people, as : Rakoto ô! oh, Rakoto!
Explanations in French  [Hallanger 1974] (vocative)
Examples  [Callet: Tantara, page 378] Rafotsy ô ! miantso andRampananambonitany, efa lehibe isika

Entry -o
Part of speech pronoun [full list]
Analogs  -ko
Tables and plates all the pronouns

Entry O
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy  [3.1] Ôksizenina. Singa mietona, fahavalo amin'ny fisokajiana miherina.
Explanations in English  [3.1] Oxygen.
Explanations in French  [3.1] Oxygène.
Vocabulary 

Updated on 2022/08/14