Entry j
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Tarehintsoratra fahasivy ary renisoratra fahenina amin'ny abidy malagasy, mitovy fanonona amin'ny renisoratra roa dz. Ny z no miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Rakotra zavona =rako-javona.
Explanations in French  [Abinal 1888] La neuvième lettre de l'alphabet malgache et la sixième des consonnes; se prononce dz.
Compound words, titles, names 
Analogs  abidỳ
Tables and plates The Alphabets
Articles 
Illustrations 

Updated on 2020/11/03