Entry c
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy  [3.1] Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns.
Analogs  abidỳ ~ Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Tables and plates The Alphabets
Illustrations 

Entry C
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [3.1] marika romana izay milaza ny isa 100
Vocabulary 
Tables and plates The Numbers

Entry c
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy  [3.1] ilazana ny halakim-pandehan'ny hazavana ao amin'ny habaka ny c amin'ny marika ifanekena fisika: c dia mira aminy 299.792,5 kilômetatra isan-tsegondra (300.000 noboriborina).
Vocabulary 

Entry C
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy  [3.1] dionariña na karbônina. Singa mivaingana, fahenina amin'ny fisokajiana miherina.
Explanations in English  [3.1] carbon
Explanations in French  [3.1] carbone
Vocabulary 

Updated on 2022/08/14