Entry zoma
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Zohy, lava-bato
Explanations in English  [Richardson 1885] [Provincial] for zohy
Synonyms zohy

Entry zo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Andro fahenina amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. Teo amin'ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana toy ny Alatsinainy ny Zomà; natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. "Tsy mahandry andro zomà": enti-milaza ny olona maika loatra alohan'ny fotoana
Explanations in English  [Richardson 1885, Hallanger 1973] Friday
Explanations in Malagasy  [Abinal 1888, Beaujard 1998, Hallanger 1974, Sims 1969] Vendredi
Explanations in French  [Rajaonarimanana 1996] (ar.) vendredi. Var. le plus usue [...]
Explanations in Italian  [Profita 1969] venerdi
Explanations in German  [Bergenholtz 1991] Freitag. -- Du siehst ja, daß ich am Freitag und am Samstag der vergangenen Woche nicht einmal mehr Geld für etwas zum Essen hatte.
Vocabulary 
Tables and plates Measure of Time
Examples  [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 11] Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra.
Quotes 
Toponymy Place names having the word zomà (1): Anjoma

Entry Zo
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io
Explanations in English  [Richardson 1885] The place of holding Friday's market [Swa. juma; Ar. El-dsùm'a, congregation day.]
Explanations in French  [Abinal 1888] Noms des marchés qui se tiennent le vendredi, comme celui de Tananarive
Explanations in English  [Hallanger 1973] The Friday market-place
Explanations in French  [Hallanger 1974] Marché de vendredi; place de marché (vendredi)
Vocabulary 
Quotes 
Illustrations 

Updated on 2021/04/18