Entry zohy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lavaka na lozoka mandady fa tsy mitsatoka midina: Niery tany anaty zohy ireo mpandositra [1.1]
Explanations in English a cave, a cavern [1.7]
Explanations in French cave, tunnel, souterrain [1.3]
 caverne, grotte [1.8, 1.13]
 galerie [1.13]
Synonyms zoma
Examples 
1Niditra ny zohy indray aho hatory. [2.643]
2Teo am-bava-zohy, dia nofatorany koa ny tongony; [2.357]
Articles 

Entry zohy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanarahana avy eo aoriana
¶ Fandehanana manjokozoko ohatra ny antidahy
¶ Famelana handeha aloha [1.1]
Derivatives 

Anagrams hozy

Updated on 2022/07/18