Entry |
z' inona
(izay, inona)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Teny enti-maneso sy manao tsinontsinona ny sasany:
Z' inona ialahy no mba manontany? / -- Havana e, Razoky, ka valio ihany; / Biby; samy biby ka mifanajà! (Rakotovao Joh.) [1.1]
|
Explanations in English | [Provincial]
for tsinona
[1.2]
|
| abbreviation of izay inona, a contemptuous way of saying: Who is so-and-so? [1.2]
|
Explanations in French | [ zinona ] (pour izay inona) terme de mépris, d'ironie:
Zinona ialahy? (Qui es-tu? Tu n'es rien du tout) ¶ comme tsinontsinona
[1.3]
|
Proverbs |
|