Entrée |
zazavavindrano
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazan' olon-dia tsara tarehy, hono, ka voalaza ho mipetraka amin' ny zohy any ambany rano na amin' ny zohy mivoaka avy anaty rano, ka mivelona amin' ny hazandrano manta [1.1]
|
Exemples |
1 | Moa tsy zazavavindrano koa Ranoro vadin' Andriambodilova?
[2.5]
|
2 | Zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety.
[2.508]
|
|
Vocabulaire |
Mots élémentaires | zazavavy ; rano |
Titres |
|
|
Entrée |
Zazavavindrano
|
Partie du discours | nom propre (titre de livre)
|
Explications en français | Roman en langue malgache publié en 1945 par Andriamalala Emilson Daniel
[1.59]
|
Auteur | Andriamalala Emilson Daniel, 1945 |
Editions | 1972. Librairie Mixte. Largeur: 12cm. Hauteur: 17cm. Pages: 143.
|
Vocabulaire |
Mots élémentaires | zazavavindrano |
Tableaux et planches | Tous les titres
|
Illustrations |
|
|