|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zazavao |
| Singan-teny | 2zaza, 3vao |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5olona vao miana-draharaha, mpanavao: Mbola zaza vao amin' ny raharahany izy.
6ireo tovolahy vao nantsoina ho miaramila, ho ambany faneva. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7a new recruit; a new trainee.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8recrue; apprenti sans expérience.
[1.8] |
| Ohatra |
9 Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina.
[4.27#]
10 Nandritra ny roa volana, nanaraka ny fianarana ady ankapobeny I Feno, sahala amin' ireo zazavao namany rehetra. [2.472#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|