|
|
|
|

Entrée (1/2)1  zavatra
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes passifs :
4  Noms :
Explications en malgache  5  Izay rehetra misy na hita vatana izany na an' eritreritra: Ny fanahy dia zavatra manan-tsaina fa tsy manam-batana na ren' ny fandrenesana
6  Teny ilazana izay rehetra tsy manana aina, izany hoe: tsy zavamaniry na biby na olona: Hividianana ny zavatra ilaina amin' ny fiainana no ilana ny vola ~ Ny akalana dia zavatra ampiasain' ny mpivarokena mba hikapany ny taolana
7  Teny ilazana toe-draharaha araka ny nisehoany: Tantarao amiko tsara ny zavatra rehetra
8  Teny ilazana izay heverina ho tsara, ho ambony: Izany ka tena zavatra! ~ Manao azy ho zavatra io tovolahy io [1.1]
Explications en anglais  9  a thing [1.7]
Explications en français  10  chose; objet [1.3#870, 1.8]
11  le beau, le parfait, le principal [1.3#870]
12  objet appartenant à autrui ou à soi, chose [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Exemples  13  zavatra, zavatra, zavatra, zavatra, hoy ny lahy nampandihy soroka sy nalaina hanazava tsara ny valin' ny fanontaniana [2.470]
14  Ary angamba rehefa hangata-javatra izy amin' ny manaraka, tsy hahazo intsony [2.472]
15  Ary ny mpitondra zavatr' andriana: [2.48]
16  Fofon' ain' ny herin' Andriamanitra izy, zavatra avy amin' ny voninahitry ny Tsitoha irery ihany, ka tsy azon-java-maloto kely akory ilatsahana. [2.996]
Morphologie 
17  Simple :
18  Préfixée :
19  Impératif :
Analogues  20  raha
Mots composés 
Titres 
Proverbes  43  Proverbes contenant le mot zavatra

Entrée (2/2)44  zavatra
Partie du discours  45  nom
Explications en malgache  46  Teo amin' ny finoan' ny Ntaolo, karazana fanahy ratsy tsy fantatra, ivelan' ny olombelona, izay mety hanimba azy ka natahorany: Rano misy zavatra io ka tandremo [1.1]
Explications en anglais  47  a spirit of some sort [1.7]
Explications en français  48  fantôme [1.3#870, 1.8]
49  sorcellerie, charme, mauvais esprit, revenant [1.3#870]
50  esprit [1.8]
Morphologie 
51  Simple :
52  Préfixée :
Mots composés 
Proverbes  55  Proverbes contenant le mot zavatra

Mis à jour le 2023/06/05