Entrée | 1 zavamaneno |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Musique: instruments |
Explications en malgache |
4 Anarana ilazana ireo zavatra rehetra namboarina hanao feon-kira, na tendrena izany na tsofina, na velezina. Anarana itambaram-be ilazana zavatra amboarin' olombelona mba hamoaka feo mahafinaritra azo anaovana feon-kira na anarahana hira: Ny sodina, ny valiha ary ny gitara dia samy zavamaneno [1.1] |
Explications en anglais |
5 A musical instrument. [1.2] 6 Any musical instrument [1.7] |
Explications en français |
7 Instrument de musique [1.8] |
Exemples |
8 mitoreoreo sy mampihetsi-po hafahafa ny feo avoaky ny zavamaneno; [2.470#] 9 Tia mozika izy ary kinga raha nitendry zavamaneno toy ny harmonia, ny valiha, mba nandalo teo am-pelatanany. [2.356#] 10 Isan-kariva, nataon' izy telo mirahalahy sy ireo mpiara-misakafo aminy mpanala sorisory azy amin' ny mozikany ilay mpitendry zavamaneno. [2.472#] |
Mots élémentaires | 11 zavatra, maneno |
Mots composés |
|
Hyponymes |
|
Article |
45 Randzavola: zava-maneno ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Mis à jour le 2024/08/13 |