Entry zatra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fatra-panao zavatra na asa iray ka sarotra alana amin' ny toetra aterak' izany: Zatra mandainga Ibalita
¶ Fatra-panao asa iray ka tsy manavao amin' izany: Efa zatra milatsaka amin' ny elonaina Rakoto ka tsy matahotra
¶ Tamana: Efa zatra ity alika ity ka aza fatorana intsony
Explanations in English  [Hallanger 1973] accustomed
¶ zatra ahy : accustomed to me; I am used to him (her, them);
Explanations in French  [Hallanger 1974] habitué; apprivoisé
¶ zatra ahy : qui me connaît; que je connais (se dit des personnes);
Derivations 
Morphology 
zatra
zatry
za-
-jatra
-jatry
-ja-
Compound words, titles, names 
Examples 
1 [Andraina: I Vola, page 29] Mba ho zatra vahoaka, hono.
2 [Ravelomanana: Lalana, page 14] Efa zatra namboly ihany izy.
3 [Rajaonarivelo: Bina, page 68] Tsy zatra miasa intsony anie aho e!
Quotes 

Updated on 2020/07/31