Entrée zato
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Sivy amby sivifolo ampiana iray, na folo impolo: Zato taona
Ireto avy ny isa milaza ny isan-tokony zato: zato, roanjato, telonjato, efajato, dimanjato, eninjato, fitonjato, valonjato, sivinjato [1.1]
Explications en anglais A hundred [1.7]
Explications en français Cent [1.3, 1.8, 1.13]
Symboles internationaux  100
C [3.1]
Exemples Misy zato mahery ny mpiasa amin' ny toby iray. [2.472]
Morphologie 
Simple : zato
Préfixée : -jato
Dérivés 
Mots composés 
Titres Antananarivo zato taona lasa izay
Toponymes 
Tableaux et planches Les nombres
Proverbes 
Article 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11