Entry zanozano
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomban-drandram-bolo fanao any an'indrana, indrindra amin'ny Bezanozano, Betsileo, Antandroy: atambatra ny randrana fa avona isaky ny soritra, dia mirazorazo maromaro manodidina ny loha [Rajemisa 1985 page 1055]
Vocabulary 

Entry zanozano
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anaran' ny rantsan-kazo amin' ny Betsimisaraka; rehefa nidina nankany amin' ny Betsimisaraka maka sira na mikarama ny Bezanozano dia nitondra rantsan-kazo maina hataina nony mby teny akaiky tanàna; izany no naharaikitra ny anaran' ny Bezanozano [Rajemisa 1985 page 1055]
  [Tanosy] rantsankazo madinika atao kitay [Rakotosaona 1975]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31