Entrée vozona
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny tenda eo amin' ny faritry ny hatoka, ny elanelan' ny soroka sy ny loha: Misy vailahy kely eo amin' ny vozony [1.1]
Explications en anglais The neck [1.7]
Explications en français Cou, col, goulot [1.3]
 Le cou; le col [1.8]
Exemples Be ny goaika, ka tsy fantatra izay lahy sy vavy, fa samy fotsy vozona avokoa izy rehetra [2.69]
Vocabulaire 
Dérivés 
 
Mots composés 
Phytonymes 
Holonyme 
Co-méronymes 
Toponymes 
Proverbes 
Article 

Entrée vozona
Partie du discours nom
Explications en malgache Enti-milaza fanerena hanaiky [1.1]
Explications en français Contrainte, violence [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/07/30