Entry | vovonana iadian' ny lohany (vovonana, ady, loha) | |
Part of speech | expression | |
Explanations in Malagasy | ny hazo atao lohatrano dia amin' ny vovonana avokoa no mifantsika, ka dia atao ohatra amin' ny ray aman-dreny izay iraisan' ny mpianakavy rehetra, na amin' ny lehibe iraisan' ny olona entiny ny vovonana [Rajemisa 1985] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |