Entrée | 1 vositra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 voafora [Sihanaka]
[1.78] 4 Biby izay namboarina mba tsy ho afaka hiteraka intsony, ka amin' ny lahy, esorina ny angorony na ankonjony, ary amin' ny vavy, alana ny fonosan' atodiny: Akoholahy vositra [1.1] |
Explications en anglais |
5 a steer, a bullock [1.7] |
Explications en français |
6 boeuf châtré [1.8] |
Exemples |
7 Atahorany fatratra ity mpampiasa azy toa ombalahy vositra ity. [2.470] 8 Nony vita fafa, dia naka omby vositra izy natao sorona, nadaboka teo atsinanan-trano. [2.606#] 9 koa raha mahafaty ireo hianao, dia omeko omby vositra anankiray efa nifahy herintaona. [2.69#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Anagrammes | 29 tsarovi, tsarovy, vositra |
Mis à jour le 2023/07/10 |