Entrée (1/3) | 1 vorondolo |
Mots élémentaires | 2 vorona, lolo |
Partie du discours | 3 nom |
Vocabulaire |
4 Zoologie: oiseaux |
Explications en malgache |
5 Vorona anisan' ny antsoina hoe tsy sahy andro; be maso, be vola, misy sangany kely ny vorondolo; noho izy mpivoaka amin' ny alina, dia malaza ho voron' ny mpamosavy izy; tsara ho fantatra anefa fa anisan' ny vorona mahasoa izy noho ny fihazany ny voalavo, totozy sy ny namany (iray fianakaviana amin' ny vorondolo ny tararaka sy ny matoriandro) [1.1] |
Explications en anglais |
6 an owl [1.7] |
Explications en français |
7 hibou [1.54, 2.415, 1.8] |
Exemples |
8 vorondolo nitera-boromanga izy, hoy Bina. [2.499#] 9 Asa, hisy hanongotra ny tolàna sy ny varavarana ka ny vorondolo sy ny hitsikitsika no honina ao aminy. [2.470] |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot vorondolo |
Article |
13 Randzavola: vorondolo ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/3) | 14 vorondolo |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en français |
16 se disait des gens qui sortent la nuit ; des paresseux qui vont voler, la nuit [2.415] |
Entrée (3/3) | 17 Vorondolo |
Mots élémentaires | 18 vorondolo |
Partie du discours | 19 nom propre (toponyme) |
Vocabulaire |
20 Géographie: agglomérations |
Tableaux et planches |
21 Liste complète |
Anagrammes | 22 Vorondolo, vorondolo, Vorondolo, vorondolo |
Mis à jour le 2023/01/03 |