Entrée 1/2 voromahery
Mots élémentaires vorona ; mahery
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-borona mpihaza sy mpihinankenam-biby velona; mety ho lehibe sy matanjaka ny voromahery any an-tany hafa ka mahazaka zanak' omby na zanak' ondry [1.1]
Explications en anglais An eagle [1.7]
Explications en français Aigle, épervier royal [1.54]
 Aigle [1.8]
Vocabulaire 
Proverbes 
Article 

Entrée 2/2 voromahery
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] Mpitondra ny many [1.78]

Mis à jour le 2023/06/03