Entry vony
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Loko na volon-javatra sahala amin' ny tamotamo; haboka: Vony ny tamenak' atody [Rajemisa 1985]
Explanations in English yellow [Hallanger 1973]
Explanations in French couleur jaune [Hallanger 1974]
Synonyms vonivony
Tables and plates The Colors

Entry vony
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ilay bokony mena mavokely amin' ny zavamaniry izay mamontsina dia vaky felana ary misy tonga voa, misy tonga voninkazo; fanja [Rajemisa 1985]
 taovam-pananahan'ny zavamaniry [SLP 1986]
Explanations in English a flower [Hallanger 1973]
Explanations in French fleur [Hallanger 1974, SLP 1986]
 Fleur ; à ne pas confondre avec vony (adjectif) [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
vony
voniko
voninao
voniny
vonintsika
voninay
voninareo
vonin'
vonin-
vonim-
-bony
-boniko
-boninao
-boniny
-bonintsika
-boninay
-boninareo
-bonin'
-bonin-
-bonim-
Compound words, titles, names 
Quotes 
Toponymy Place names having the word vony (1): Ankilimivony

Entry voñy
Part of speech Unspecified
Explanations in Malagasy  [Taisaka, Tambahoaka] fierena [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31