Entrée (1/2) | 1 vontona |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
4 Enti-milaza ny afovoany amin' ny zavatra telo milahatra: ny antenatenany, toy ny ambainy faharoa izany amin' ny lamba telo ambainy, ny zanak' andro faharoa amin' ireo renivintana mibaby andro telo: vavany -- vontony -- vodiny: Vonton' alahamady. [1.1#1046] |
Exemples |
5 vonton' Alahamady ny vintsy [2.69#211] 6 ireo no atao faditra, dia vonoina ny omby tsara vontona [2.857] 7 Tsitoha ianao, hoy ilay lahiantitra anankiray efa vontom-pinoan'ny Misionera [2.895#176] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 10 vontona |
Partie du discours | 11 nom |
Vocabulaire |
12 Botanique |
Explications en français |
13 (de vonto : enflé, gonflé). Adansonia digitata L. (Malvaceae) [Sakalava]
[1.196] |
Nom scientifique |
|
Mis à jour le 2023/10/17 |