Entry vondrona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [ vondroña ] [Rakotosaona 1975] [Bara] andiany
  [Rajemisa 1985] Fitambaran-javatra mikambana ho antontany iray na ho amboara iray
¶ Fitambaram-piangonana na firaisam-pokontany vitsivitsy iray fileovana (ity faharoa dia matetika atao hoe fivondronana). [Vocabulary: Politique]
Explanations in French  [Abinal 1888 page 854, Rajaonarimanana 1995 page 339] groupe
  [Abinal 1888 page 854] réunion, agglomération
  [Rajaonarimanana 1995 page 339] ensemble
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples 
1 [SeFaFi ] olona tsy andairan' ny tsindry aloka ataon' ny matanjaka sy ny vondrona politika sasany.
2 [SeFaFi ] Ny hevitry ny Vondrona Eropeana dia sady manjavozavo no miovaova, tsy miombon-kevitra mantsy ny mpikambana ao.

Entry vondrona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Zavamaniry fandrary ho tsihy na harona ary ahazoana lavenona mamimamy toa sira (sira vondrona)
Explanations in French  [Boiteau 1997] [Betsileo, Merina] (sens général : réunis en groupe). Typha angustifolia L. (Typhaceae). Appelé en français : Massette ou « Jonc de la passion ». La souche jeune est consommée comme légume après cuisson. Les tiges servent en sparterie pour faire des nattes grossières. On les brûle pour obtenir un sel par lixiviation des cendres, le siravondrona, utilisé en cuisine et pour rembourrer les coussins. Cette plante a donné son nom à la montagne dite Ambondrombe
Vocabulary 
Scientific name Typha angustifolia
Examples 
1 [Andraina: Mitaraina, page 114] Ny sira dia nosoloina sira vondrona na sira hazo.
2 [Callet: Tantara, page 185] ny ranon-davenona andorana ny vondrona, dia tanehiny ny olona atao sira amidy any an-tsena.
Toponymy Place names having the word vondrona (2): Ambondrombe, Sahavondrona

Updated on 2022/03/21