|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 voly
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Famafazana voan-javamaniry na fanatsatohana tahon-lavamaniry amin' ny tany mba haniry: Anisan' ny mora hatao ny voly mangahazo.
4Ireo zavamaniry afafy na atsatoka: Tandremo sao dia voahitsakao ireto volin' olona ireto. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5plantation. [1.3, 1.13]
6ce qu'on sème (comme les haricots, les pistaches), ce qu'on plante (comme le manioc, les patates, les arbres). [1.3]
7culture. [1.13]
8plantation quelconque. [1.5]
9(général). Tout ce qu'on sème ou qu'on plante ; tout ce qu'on cultive. On distingue en droit foncier malgache, deux types de culture : voly avotra : Plantations pérennes, comme les arbres fruitiers, les cultures arbustives : caféier, etc., les reboisements. La propriété de ces derniers sols était inamovible, alors que celle des voly avotra était conditionnée par la culture. Dès qu'elles devenaient en friche, elles étaient susceptibles d'être redistribuées à la collectivité. [1.196]
Ohatra  10 Mandevona ny vary sy ny voly. [2.69#282]
11 Nampandroso tsara ny voly vary izy. [2.508#315]
12 voly vary sy fiompiana omby no foto-pivelomany. [2.356#15]
13 Mitsiry sy mamelana kosa ny ahitra sy ny voly an-tsaha. [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  24 Toe-karena: fambolena
Kamban-teny rehetra  25Fikambanana 14 amin' io teny io
Ohabolana  26 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)27 voly
Sokajin-teny  28 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  29Dontodonto tsy mahare raha tohinina; ankonankona noho ny hasasarana mafy na noho ny fiforetana ela tsy mihetsika; ngoly: Voly ny tongotro izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  30engourdi, qui ressent des picotements, les effets de la fatigue, ennuyé de ne rien faire: Voly ny tongotro (Mon pied est engourdi). [1.3]
Sampanteny 
Anarana :
Kamban-teny rehetra  32Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  33 lovy, 34 voly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02