Entrée volombava
Mots élémentaires volo ; vava
Partie du discours nom
Explications en malgache Volo maniry eo ambonin' ny molotra ambony: Rehefa miresaka Rangahy io, jereo tsara fa aolanolany ny volombavany
Ny volo maniry eo ambany saoka, izay atao hoe "Volon-tsòmaka" amin' ny tena anarany: Ingahibe be volombava [1.1]
Explications en anglais A beard, a moustache [1.7]
Explications en français Barbe, moustache [1.8]
Vocabulaire 
Mots composés 
Holonyme 
Co-méronymes 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/07/11