Entrée | 1 volo hala |
Mots élémentaires | 2 volo, hala |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 lolom-po, otri-po [1.1] |
Exemples |
5 volohala sy fanendrikendrehana tsy an-drariny izao fiampangana ny sakaiza nitokiako izao, ka raha tsy manana porofo mazava tsara ny mpiampanga dia tsy havelako ho afa-maina izy, satria mpamono olona. [2.643#] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 7 halavolo, holalova, volo hala |
Mis à jour le 2023/08/11 |