Entry volana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] [ vôlaña ] teny
  [Rajemisa 1985] Teny atao, teny aloakan' ny vava
Explanations in English  [Abinal 1888, Hallanger 1973] speech
  [Hallanger 1973] speaking
Explanations in French  [Abinal 1888, Hallanger 1974] parole
  [Abinal 1888] promesse, engagement
  [Hallanger 1974] action de parler
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
volana
volako
volanao
volany
volantsika
volanay
volanareo
volan'
volan-
volam-
vola-
-bolana
-bolako
-bolanao
-bolany
-bolantsika
-bolanay
-bolanareo
-bolan'
-bolan-
-bolam-
-bola-
Synonyms kabary
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry volana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Antontan-javatra mihodina manodidina ny tany nefa mandray hazavana avy amin' ny masoandro, ka io hazavana io no atarany ety amin' ny tany rehefa mifanitsy ny faritra voazavan' ny masoandro aminy sy ny tany: Telo andro sisa dia ho fenomanana ny volana
Explanations in English  [Hallanger 1973] the moon
Explanations in French  [Hallanger 1974] la lune
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Analogs  fenomanana
Examples 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha] Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony
2 [Andriamalala: Ranomasina, page 13] Fa tsy misy kintana. Tsy misy volana. Tsy misy lanitra!...
Quotes 
Articles 

Entry volana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Ny fotoana ihodinan' ny volana manodidina ny tany
¶ Ny volana malagasy dia mifanentana amin' ny fihodinan' ny volana manodidina ny tany mihitsy ka maharitra 28 andro mahery kely hatrany ary roa ambin' ny folo no isany: alahamady, adaoro, adizaoza, asorotany, alahasaty, asombola, adimizana, alakarabo, alakaosy, adijady, adalo, alohotsy, fa ny volana vazaha kosa dia notsinjaraina mitovitovy faharetana fotsiny: zanvie: 31 andro, fevrie: 28 na 29, marsa: 31, avrily: 30, may: 31, jiona: 30, jolay: 31, aogositra: 31, septambra: 30, oktobra: 31, novambra: 30, desambra: 31.
Explanations in English  [Hallanger 1973] a month
Explanations in French  [Hallanger 1974] le mois
  [SLP 1986] mois
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Tables and plates Measure of Time
Examples 
1 [Rajohanesa: Kintana] Efa iray volana sy tapany no nipetrahan-dRandrianaivo tao Antsirabe
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha] Afaka roa volana eo ho eo, hono, dia handalo ny mpisafo
3 [Andraina: Mitaraina] Volana vitsivitsy taorian'izay, nisy vaovao lehibe anankiray hafa koa, ary nikasika ny miaramilam-potaka ity
Quotes 
Articles 

Updated on 2022/07/30