Entry voky
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Feno ny kibo ka tsy te hihinana intsony: Misaotra fa voky, tompoko!
¶ Manan-karena: Ireny olona efa voky ka hifaninananao?
¶ Afa-po, afa-diana: Tsy mety voky tamin' ny fijerena izany zavatra mahafinaritra izany ny masoko
Explanations in English  [Hallanger 1973] filled, satiated, satisfied
Explanations in French  [Abinal 1888 page 849, Hallanger 1974] rassasié, satisfait
  [Abinal 1888 page 849] qui en a assez
¶ comblé de richesses
Derivations 
Morphology 
voky
vokisa
Compound words, titles, names 
Analogs  feno ~ miatiaty ~ afa-po ~ afa-diana ~ boboka
Examples 
1 [Fox: Hainteny, number 423] mbola tsy nifamahana ka voky?
2 [Andraina: Mitaraina, page 175] Homàna fa izahay efa voky.
Quotes 
Toponymy Place names having the word voky (1): Mahavoky

Updated on 2022/03/16