Entry |
vohitra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Havoana ¶ Tanàna kely:
"Mijojo mipatraka ny oram-baventy ~ Mandena ny vohitra sy ny tanety" [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | a hill ¶ a village (formerly situated on a hill) [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | élévation, colline ¶ ville, village, hameau, maison avec enclos [Abinal 1888]
|
| colline, montagne ¶ village (situé sur la colline autrefois) [Hallanger 1974]
|
Vocabulary |
Derivations |
Morphology |
vohitra
vohitro
vohitrao
vohiny
vohitsika
vohitray
vohitrareo
vohitr'
vohi-
vohitry
| |
-bohitra
-bohitro
-bohitrao
-bohiny
-bohitsika
-bohitray
-bohitrareo
-bohitr'
-bohi-
-bohitry
| |
|
Compound words, titles, names |
|
Examples | Tsy ela dia niakatra ilay vohitra misy azy rehetra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 9]
|
Quotes |
Articles |
Toponymy |
|
Illustrations |
|
|