Entry voaray (ray)
Part of speech past participle
Explanations in English  [Richardson 1885] received, accepted, taken; jointed, united.
Explanations in French  [Abinal 1888] reçu, accepté, pris
Morphology 
voaray
voaraiko
voarainao
voarainy
voaraintsika
voarainay
voarainareo
voarain'
voarain-
voaraim-
ho voaray
ho voaraiko
ho voarainao
ho voarainy
ho voaraintsika
ho voarainay
ho voarainareo
ho voarain'
ho voarain-
ho voaraim-
Examples 
1 [FOFAFIPE: Rosovola, page 97] Ho voaray malaky kosa anefa izy
2 [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 384] Voaraiko ny volan'Ikotobe ariary dimy
3 [Ravalison: Atodiorokoroka] Nikiaka kosa ilay kely nony voarain-dRaleva
4 [Razoharinoro: Soratra, page 140] Ary rehefa asehony ny taratasy fanaikena koa efa voarainy ny vola
5 [Rajaonarivelo: Bina, page 63] Toa te-hilaza fa efa voarain' i Bina izay ilay sary fotografy nalefany
Quotes 

Updated on 2020/07/31