|
|
|
|

Entrée (1/3)1  voamena
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Economie: finances, gestion
Explications en malgache  4  Anaram-bola malagasy ampahefatra amby roapolon' ny ariary, izany hoe mitovy amin' ny 0,fr 20 amin' ny vola ankehitriny. -- Ny voamena no ampahan' ny ariary nalaina ho fototra ho an' ny vola hatramin' ny lavoamena ka hatramin' ny lasiroa, izany hoe: ny lavoamena (ilan' ny voamena: 0,fr 10), ny latsakafitoventy (voamena latsaka varifitoventy: 0,fr 15), ny latsapaheniny (voamena latsaka faheniny: 0,fr 17), ny voamena (0,fr 20), ny fitoventisivoamena (0,fr 25), ny lasiray (ilan' ny voamena sy iray voamena: 0,fr 30), ny roavoamena (0,fr 40), ny lasiroa (ilan' ny voamena sy roa voamena: 0,fr 50). [1.1]
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot voamena

Entrée (2/3)10  voamena
Partie du discours  11  nom
Vocabulaire  12  Botanique
Explications en français  13  (de voa : graine ; et mena  : rouge). Abrus precatorius L. (Fabaceae). [Sakalava] [1.196]
Nom scientifique 

Entrée (3/3)15  voamena
Partie du discours  16  nom
Vocabulaire  17  Botanique
Explications en français  18  (déformation de voamay). Vitex beraviensis Vatke (Lamiaceae). [Bara] [1.196]
Nom scientifique 

Anagrammes  20  voamane, voamena

Mis à jour le 2023/05/31