Entry vitsika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Bibikely bitika dia bitika, lavalava vatana, mivelona miara-mitoetra ao anaty lavaka izay atao indrindra hoe lava-bitsika, na votry
Explanations in English  [Hallanger 1973] ants
Explanations in French  [Abinal 1888, Hallanger 1974] fourmi
Vocabulary 
Derivations 
Analogs  vitsikambo ~ vitsikaranana ~ vitsikazo
Examples 
1 [Rahajarizafy: Filozofia, page 141] Ny fihavanana toa ny voara, nony verahina misy vitsika.
2 [FOFAFIPE: Haivola, page 15] Dia nofoserin' ny vitsika ilay hazo ka tapaka vetivety foana.
Quotes 
Articles 
Web Ants of Madagascar (California Academy of Sciences) (http://antweb.org/madagascar.jsp)

Entry vitsika
Part of speech adjective
Explanations in French  [Veyrières 1913] Se disait dans le sens de nombreux
  [Abinal 1888] nombreux, innombrable

Updated on 2022/07/30