Entry |
vita
|
Part of speech | participle
|
Explanations in Malagasy | Efa, tontosa: Vita daholo ity ny asa vao mba tonga ianao ¶ Natao: Farafara vitako io fa tsy novidiko akory ¶ Azo atao: Vitako io fa aza matahotra ianao ¶ Tapitra: Vita ny trosanao izao ka aza manelingelina ahy intsony ¶ Tapaka, voafarana: Vita izay ny fanekena ¶ Maty, jingy: Notorahan' Ikoto indray mandeha mania ilay fodilahy dia vita terỳ [1.1]
|
Explanations in English | completed, finished; dead:
tsy vita tsy ifanakonana (it takes cooperation to do the job) [1.7]
|
Explanations in French | fait, accompli, terminé; mort:
tsy vita tsy ifanakonana (il faut travailler ensemble pour le faire) [1.8]
|
Morphology |
-bita
-bitako
-bitanao
-bitany
-bitantsika
-bitanay
-bitanareo
-bitan'
-bitan-
-bitam-
| |
vita
vitako
vitanao
vitany
vitantsika
vitanay
vitanareo
vitan'
vitan-
vitam-
| |
vita
vitako
vitanao
vitany
vitantsika
vitanay
vitanareo
vitan'
vitan-
vitam-
| |
ho vita
ho vitako
ho vitanao
ho vitany
ho vitantsika
ho vitanay
ho vitanareo
ho vitan'
ho vitan-
ho vitam-
| |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Examples |
1 | Vita ilay lakana
[2.606]
|
2 | Ho vitako ve izany?
[2.4]
|
3 | ny zava-bitan-dRalaimongo
[2.472]
|
4 | Tao tiana ho fantatra fa izao no atao hoe Vazaha, izao no zava-bitany
[2.472]
|
|
Proverbs |
|