Entry vinany
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vava fidiran' ny renirano amin' ny ony, na ny ony amin' ny ranomasina [Rajemisa 1985]
Explanations in English the confluence of two rivers; the estuary of a river at a lake or at the sea [Hallanger 1973]
Explanations in French confluent de deux rivières; embouchure ou estuaire d'un fleuve [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Toponymy Place names having the word vinany (14)
Ambinanibe
Ambinanidilana
Ambinanikely
  Ambinanindrano
Ambinaniroa
Ambinanitelo
  Ambinany
Tsaravinany
Vinanibe
  Vinanimasina
Vinaninkarena
Vinanitelo
  Vinanivao
Vinany

Entry vinany
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Eritreritra na tsindrimandry amin' ny mbola ho avy, tombantombana eo ho eo: Vinany ara-keviny fotsiny ante no ilazako izany e!
¶ Nofinofy sy hevi-dravina kitoatoa na anjoanjo: Ialahy ity koa dia manao vinany mihitsy!
¶ (fiteny tsy mihaja) Zavatra na teti-dratsy, hasomparana: Tandremo sao manao vinany aty aminay aty a!) [Rajemisa 1985]
Explanations in English a guess, a conjecture; a prediction [Hallanger 1973]
Explanations in French conjecture; prédiction [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 divination, prophétie
¶ action d'estimer, de calculer peu à près [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
vinany
vinaniko
vinaninao
vinaniny
vinanintsika
vinaninay
vinaninareo
vinanin'
vinanin-
vinanim-
-binany
-binaniko
-binaninao
-binaniny
-binanintsika
-binaninay
-binaninareo
-binanin'
-binanin-
-binanim-
Compound words, titles, names 
Examples Tsy dia fantatro tsara akory izay nolazainy, fa araka ny vinaniko dia toa izany no nataony [Andriamalala: Ranomasina]

Entry vinany (vina)
Part of speech noun vina and pronoun
Explanations in English its probability [3.1]
Explanations in French sa probabilité [3.1]

Entry Vinany
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -22.1166667, 47.4833333
-21.75, 46.7
-21.5333333, 46.4
-20.5833333, 46.6333333
-20.2, 46.9
-19.6166667, 46.4833333
-19.5833333, 46.65
-18.1166667, 49.0333333
Toponymy vinany

Updated on 2020/07/31