Entrée 1/4 vinany
Partie du discours nom
Explications en malgache Vava fidiran' ny renirano amin' ny ony, na ny ony amin' ny ranomasina [1.1]
Explications en anglais The confluence of two rivers; the estuary of a river at a lake or at the sea [1.7]
Explications en français Confluent de deux rivières; embouchure ou estuaire d'un fleuve [1.8]
Vocabulaire 
Mots composés 
Toponymes 

Entrée 2/4 vinany
Partie du discours nom
Explications en malgache Eritreritra na tsindrimandry amin' ny mbola ho avy, tombantombana eo ho eo: Vinany ara-keviny fotsiny ante no ilazako izany e!
Nofinofy sy hevi-dravina kitoatoa na anjoanjo: Ialahy ity koa dia manao vinany mihitsy!
(fiteny tsy mihaja) Zavatra na teti-dratsy, hasomparana: Tandremo sao manao vinany aty aminay aty a!) [1.1]
Explications en anglais A guess, a conjecture; a prediction [1.7]
Explications en français Conjecture; prédiction [1.3, 1.8]
 Divination, prophétie
Action d'estimer, de calculer peu à près [1.3]
Exemples Tsy dia fantatro tsara akory izay nolazainy, fa araka ny vinaniko dia toa izany no nataony [2.471]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : vinany, vinaniko, vinaninao, vinaniny, vinanintsika, vinaninay, vinaninareo, vinanin', vinanin-, vinanim-
Préfixée : -binany, -binaniko, -binaninao, -binaniny, -binanintsika, -binaninay, -binaninareo, -binanin', -binanin-, -binanim-
Dérivés 
 
Mots composés 

Entrée 3/4 vinany (vina)
Partie du discours nom vina et pronom
Explications en anglais Its probability [3.1]
Explications en français Sa probabilité [3.1]

Entrée 4/4 Vinany
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Coordonnées -22.1166667, 47.4833333
-21.75, 46.7
-21.5333333, 46.4
-20.5833333, 46.6333333
-20.2, 46.9
-19.6166667, 46.4833333
-19.5833333, 46.65
-18.1166667, 49.0333333

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/23