Entry vily
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fialana amin' ny lalana naleha ka mankamin' ny iray hafa indray tsy amin' ny hitsiny [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry vily
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] anaran-kazandrano kely madinika [Rakotosaona 1975]
  [Taimoro] Hazandrano kely bitika mivelona amin' ny rano marivo [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Examples Hita tokoa fa ny tsinam-bolana no fihinanana ody kankana, amin' io koa no miakatra ny hazan-drano sasantsasany toy ny vily. [Rabemolaly: Fary]

Entry vily
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Mahafaly] voay [Rakotosaona 1975]
Vocabulary 
Synonyms fanantily ~ bemiohara ~ mavotay ~ ngetry ~ mamba ~ trimo ~ voae ~ voay

Updated on 2022/03/21