Entry |
vilana
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy mahitsy fa misompirana: Vilana be mihitsy ny tsipika nataonao ¶ Tsy araka ny toetrany mahitsy tsara fa mivaona: Nanjary vilana ny vavany noho ilay aretina nahavoa azy. [1.1]
|
Explanations in English | crooked, warped [1.7]
|
Explanations in French | évasif: Valy vilana (Réponse évasive) [1.4]
|
| tordu, qui dévie [1.8]
|
Derivatives |
Compound words |
|
Examples | Matetika no ahitana fa omena dika vilana io fomba izay mifanaraka amin’ny hevitra fototry ny demokrasia io.
[4.27]
|
Proverbs |
|