|
|
|
|

Entrée (1/3)1  velona
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Misy aina, tsy maty: Velona daholo ny zanakazo namboleko ~ Mbola velona any ihany va re izay Rabe e! [1.1]
4  Mandeha tsara, afaka mandeha: Efa velona ve ilay fiarakodianao? [1.1]
5  Maneno, midoboka, mirefodrefotra: Velona ny lakolosy ~ Velona ny amponga ~ Velona ny tehaka raha vao nitsangana fotsiny izy [1.1]
6  Mirehitra (amin' ny hevitra ara-bakiteny sy an' ohatra): Efa velona ny afo raha hahandro vary ianao ~ Velona indray ny hatezerany nandre izany teny izany [1.1]
7  Mihiratra, voasoritra, manan-kery: Mbola velona tsara izany fiteny izany ~ Mbola velona mandraka ankehitriny ny "Kitay telo andalana" [1.1]
8  Manomboka: Naka akalana iray avy izahay telo lahy dia velona tamin' izay ny resaka [1.1]
9  Izaitsizy, aoka izany, fatratra: Maimbo velona io hena io izany [1.1]
Explications en anglais  10  Living, alive [1.7]
Explications en français  11  Vivant [1.8]
12  Tout ce qui est vivant, aussi bien les plantes que les animaux et les humains [1.196]
Exemples  13  fa raha velona ny aina tsy maintsy mihaona [2.131]
14  Mbola velona ihany hianao Razay! [2.324]
15  Filazana toetr'olom-belona hiany izany. [2.59#77]
16  Raha velona moa aho, iza no mba hovantaniko? [2.471]
17  tsy anisan' ny velona intsony ny zokiko. [2.472]
Morphologie 
18  Simple :
19  Préfixée :
20  Impératif :
Dérivés 
21  Verbes actif :
22  Verbes passif :
23  Verbes relatif :
24  Noms :
25  Adjectifs :
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Patronymes 
Toponymes 
Titres 
Proverbes  60  Proverbes contenant le mot velona

Entrée (2/3)61  velona
Partie du discours  62  interjection
Explications en malgache  63  Teny atao firarian-tsoa raha misy olona mievina: Velona e! [1.1]
Tableaux et planches  64  Toutes les interjections

Entrée (3/3)65  velona
Partie du discours  66  adjectif
Explications en malgache  67  Be voninahitra [1.78]

Anagrammes  68  levona, velona, volena

Mis à jour le 2023/04/21