Entry vela
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fanalanonana; fainetrahana, famoizana; fanomezan-dalana, famindram-po amin' ny hadisoana vita
Derivations 

Entry vela
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Trosa alan' izay resy amin' ny lalao fanorona
¶ Ilazana koa ny vato telo sisa amin' ny fanoron-dimy, na ny vato dimy amin' ny fanoron-tsivy
Compound words, titles, names 

Entry vela
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [SLP 1986] sisa tavela tamin'ny zavatra nohanina na nampiasaina
Explanations in French  [SLP 1986] déchet, résidu
Analogs  faika

Updated on 2020/07/31