Entry vela
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanalanonana; fainetrahana, famoizana; fanomezan-dalana, famindram-po amin' ny hadisoana vita [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry vela
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Trosa alan' izay resy amin' ny lalao fanorona
¶ Ilazana koa ny vato telo sisa amin' ny fanoron-dimy, na ny vato dimy amin' ny fanoron-tsivy [Rajemisa 1985]
Compound words, titles, names 

Entry vela
Part of speech noun
Explanations in Malagasy sisa tavela tamin'ny zavatra nohanina na nampiasaina [SLP 1986]
Explanations in French déchet, résidu [SLP 1986]
Analogs  faika

Updated on 2020/07/31