Entry vava tsy ambina (vava, tsy, ambina)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy teny tsy voatandrina, tsy voahevitra: Vava tsy ambina no ahitan-doza [Rajemisa 1985]
 Teny tsy tokony ho notenenina anefa niloaka tsy satry ny vava [Rabemolaly: Fary page 270]
Explanations in English unguarded speech [Richardson 1885]
Examples 
1Nefa aza ihainoanareo teny diso, ary aza angalanareo vava tsy ambina. [Rahajarizafy: Kabary, page 32]
2Fa ny vava tsy ambina no ahitan-doza, ary izay manta vava no manambara ny afenina; [Dahle: Angano, page 238]

Updated on 2020/07/31