Entry | vato | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in Malagasy | Zavatra mafy sady mavesatra hita ao anaty tany, izay lazain' ny mpahalala fa avy amin' ny fanjarian' ny afo, tany am-boalohany, ho vongana: Tany be vato i Madagasikara afovoan-tany ¶ Potik' io voalaza eo ambony: Vary be vato ¶ Ireo toko alahatra amin' ny fanaovana kilalao sasany, toy ny fanorona, katra, dama: Vatom-panorona ¶ Ireo vy na varahina fandanjana efa misy rahateo ny mariky ny lanja: vato-mizana ¶ Isa azo amin' ny fifidianana: Nitovy ny vato azon-dRakoto sy Rabe tamin' ny fifidianana farany | ||||||||
Explanations in English | a stone, a rock, a vote [Hallanger 1973] | ||||||||
Explanations in French | pierre [Hallanger 1974, SLP 1986] | ||||||||
roche, caillou [SLP 1986] | |||||||||
Derivations |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||||
Analogs | albasitra ~ diamondra ~ falia ~ jabilao ~ karanana ~ karangana ~ marbra ~ sokay ~ solaitra | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Quotes | Proverbs containing the word vato | ||||||||
Articles | Randzavola: vato ao amin' ny Baiboly | ||||||||
Toponymy | |||||||||
Entry | vato | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in Malagasy | vato miforona any anatin' ny voa na ny fantsom-boa [SLP 1986] | ||||||||
Explanations in French | gravelle [Abinal 1888] | ||||||||
calcul [Rajemisa: Vakoka] | |||||||||
calcul rénal [SLP 1986] | |||||||||
Vocabulary | Health | ||||||||
Derivations |
| ||||||||
Updated on 2021/03/30 |
![]() |