Entry |
vatana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Rajemisa 1985]
Ny tenan' ny olona na biby: Ny olombelona dia vatana sy fanahy araka ny fampianaran' ny antokom-pinoana maro. |
| [SLP 1986]
|
Explanations in English | [Hallanger 1973]
the trunk, the body |
Explanations in French | [Hallanger 1974]
tronc; le corps humain |
| [SLP 1986]
corps, bâti |
| [Boiteau 1997]
Pour les arbres : le tronc ; pour les plantes herbacées : bulbe, tubercule ou rhizome. |
Vocabulary |
Compound words, titles, names |
|
Examples | [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 82]
Mitombo saina tokoa ny ankizy, mitombo fanahy, mitombo vatana koa, tsy azo lavina.
|
Toponymy |
|
|
Entry |
Vatana
|
Part of speech | name (toponym)
|
Explanations in French | [Rajemisa 1966]
petite rivière de la région sud de la sous-préfecture de Vatomandry |
Vocabulary |
|
Entry |
Vatana
|
Part of speech | name (toponym)
|
Vocabulary |
Coordinates | -22.2166667, 47.75
|
Toponymy | vatana |
|