|
|
|
|

Entrée1  vasoka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  tsy mamiratra na mangirana fa mangavoka, matroka, komavoka: Vatosoa efa vasoka ity ka tsy tiako
4  afa-baraka ka menatra [1.1]
Explications en anglais  5  off-color, tarnished, discolored [1.7]
Explications en français  6  terne [1.8]
7  se dit des couleurs, du luisant, du poli, qui a perdu de son éclat, de son lustre [1.3]
8  terni [1.8]
Exemples  9  nikiraro baoty tonta izy, satroka tsy hita amin' ny fizaran-taona firy no nisatrohany, nitafy akanjo rebareba mainty vasoka sy niofon' andro izy. [2.270]
10  Ankehitriny, noho ny toe-javatra sy ny hevitra nisosoka na nisolo ny teo aloha, dia toa efa vasoka dia vasoka ny " didim-pihavanana " narahin' ny razana hatrizay hatrizay [2.296]
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
15  Adjectifs :
Analogues  16  tsy mamiratra, tsy mangirana, tsy mandina, matroka, mangafoka, mangavoka, vazina, kimavo
Mots composés 

Anagrammes  19  asavok, savako, savoka, sovaka, vasoka

Mis à jour le 2020/12/11