|
|
|
|

Entrée1  variraiventy
Mots élémentaires  2  vary, iray, venty
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Anaran' ny vakim-bola kely indrindra. mitovy lanja amin' ny voambary anankiray; ny sandany dia iray ampaharoapolo amby fitonjaton' ny ariary [1.1]
Explications en français  5  le poid d'un grain de riz
6  la sept-cent-vingtième partie de la piastre
7  très peu, une minime partie, un rien [1.3#813]
Exemples  8  ary ny vahoaka mandoa variraiventy isam-baravarana [2.48]
9  nakapa sy natsindrona ny antsy nefa tsy nahalatsaka na variraiventy aza. [2.587#]
Vocabulaire  10  Economie: finances, gestion
Titres  11  Ny Variraiventy farany (Andriamalala Emilson Daniel)

Mis à jour le 2023/11/24