Entrée (1/2) | 1 varahina |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Chimie |
Explications en malgache |
4 karaza-metaly menamena azo anjahina ary azo taritina ho tariby izay ampiasaina betsaka, indrindra amin'ny fampitana ny herim-baratra amin'ny elektrisite. [1.1] 5 metaly mora fisahina sy folesina [1.13] |
Explications en anglais |
6 copper, brass [1.7] |
Explications en français |
7 cuivre, bronze [1.8] 8 cuivre [1.5, 1.13] |
International |
9 Cu [3.1] |
Exemples |
10 Niaraka aminy, nisy bala varahina iray boaty baoritra. [2.472] |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Tableaux et planches |
16 Table périodique |
Article |
17 Randzavola: varahina ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly) |
Entrée (2/2) | 18 Varahina |
Mots élémentaires | 19 varahina |
Partie du discours | 20 nom propre (toponyme) |
Vocabulaire |
21 Géographie: agglomérations |
Tableaux et planches |
22 Liste complète |
Anagrammes | 23 harivàna, Varahina, varahina, harivàna, Varahina, varahina |
Mis à jour le 2024/08/31 |