Entrée | 1 vantanina |
Radical | 2 vantana |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Aleha tsy mivilivily: Novantanin' ny mpisava ny fivarotany ka hita tao ny entana nafeniny 5 Lazaina tsy misy olakolaka: Vantano ny teninao fa aza safarina [1.1] |
Explications en français |
6 où l'on va droit, qu'on attaque de front, qu'on exprime clairement [1.3] 7 où l'on va droit [1.8] |
Exemples |
8 Marary maro no tsy maintsy vantanina satria tsy vitsy rahateo no tonga avy amin' ny tanàna akaikikaiky kokoa noho ny an-dRainitoandro mivady. [2.470] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 13 ivantanan, nanintava, navantany, nitavanan, nivantana, vantanina |
Mis à jour le 2023/01/20 |